<-
->

2Mp 18:18 And when they had called to the king, there came out to them Eliakim the son of Hilkiah, which was over the household, and Shebna the scribe, and Joah the son of Asaph the recorder. Ary nony efa niantso ny mpanjaka izy, dia nivoaka ho eo aminy Eliakima, zanak' i Hilkia, izay lehiben' ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak' i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana. ka niantso ny mpanjaka. Ary Eliasima zanak' i Helkiasa lehiben' ny tao an-dapa no nivoaka nankeo amin' izy ireo, mbamin' i Sobna mpanoratra, Joahe zanak' i Asafa mpitahiry boky. Il appela le roi. Le maître du palais Elyaqim fils de Hilqiyyahu, le secrétaire Shebna et le héraut Yoah fils d' Asaph sortirent à sa rencontre.