<-
->

2Mp 22:10 And Shaphan the scribe shewed the king, saying, Hilkiah the priest hath delivered me a book. And Shaphan read it before the king. Ary Safana mpanoratra nilaza koa tamin' ny mpanjaka hoe: Misy boky nomen' i Hilkia mpisorona ahy. Dia novakin' i Safana teo anatrehan' ny mpanjaka ny boky. Izao koa no nampandrenesin' i Safàna mpanoratra ny mpanjaka: Misy boky nomen' i Helkiasa mpisorona ahy; sady novakiny teo anatrehan' ny mpanjaka. Puis le secrétaire Shaphân annonça au roi : "Le prêtre Hilqiyyahu m' a donné un livre" et Shaphân le lut devant le roi.