<-
->

2Mp 22:8 And Hilkiah the high priest said unto Shaphan the scribe, I have found the book of the law in the house of the Lord. And Hilkiah gave the book to Shaphan, and he read it. Dia hoy Hilkia mpisoronabe tamin' i Safana mpanoratra: Ny bokin' ny lalàna dia hitako tao an-tranon' i Jehovah. Dia natolotr' i Hilkia an' i Safana ny boky ka novakiny. Tamin' izay Helkiasa mpisorona lehibe nilaza tamin' i Safana mpanoratra hoe: Hitako tao an-tranon' ny Tompo ny bokin' ny lalàna. Ary natolotr' i Helkiasa an' i Safàna ny boky ka novakiny. Le grand prêtre Hilqiyyahu dit au secrétaire Shaphân : "J' ai trouvé le livre de la Loi dans le Temple de Yahvé." Et Hilqiyyahu donna le livre à Shaphân, qui le lut.