<-
->

1Tt / 1Tan 10:14 And enquired not of the Lord: therefore he slew him, and turned the kingdom unto David the son of Jesse. ary noho ny tsy nanontaniany tamin' i Jehovah; ka dia novonoiny izy, ary nafindrany ho an' i Davida, zanak' i Jese, ny fanjakana. Tsy nila hevitra tamin' ny Tompo izy, ka dia novonoin' ny Tompo, ary nafindrany amin' i Davida zanak' Isaia ny fanjakana. Il n' avait pas consulté Yahvé, qui le fit mourir et transféra la royauté à David, fils de Jessé.