<-
->

1Tt / 1Tan 11:1 Then all Israel gathered themselves to David unto Hebron, saying, Behold, we are thy bone and thy flesh. Ary dia nivory teo amin' i Davida tao Hebrona ny Isiraely rehetra ka nanao hoe: Indreto izahay, fa taolanao sy nonao. Ary nivory teo amin' i Davida tany Hebrona Israely rehetra nanao hoe: Indro fa taolanao sy nofonao izahay. Alors tous les Israélites se rassemblèrent autour de David, à Hébron, et dirent : " Vois! Nous sommes de tes os et de ta chair.