<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 11:11 | And this is the number of the mighty men whom |
Dia izao no isan' ny lehilahy maherin' i Davida: Jasobeama, zanak' i Hakmony, lehiben' ny mpanafika malaza; izy no namely telon-jato lahy tamin' ny lefona ka naharingana azy tamin' ny ady indray mandeha monja. | Dia izao no isan' ny lehilahy mahery tao amin' i Davida: Jesboama, zanak' i Hakamonì, lehiben' ny Telo-polo lahy: Izy no nampandihy ny lefony tamin' ny olona telon-jato lahy, izay novonoiny tamin' ny indray mandeha monja. | Voici la liste des preux de |