<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 11:18 | And the three brake through the host of the |
Ary izy telo lahy ireo namaky teo amin' ny miaramilan' ny Filistina ka nanovo rano tao amin' ny fantsakana tao Betlehema, ilay tao akaikin' ny vavahady, dia nentiny ho any amin' i Davida. Kanjo tsy nety nisotro izy, fa naidiny ho an' i Jehovah. | Niaraka tamin' izay ireo telo lahy ireo dia namakivaky ny tobin' ny Filistina ka nanovo rano teo amin' ny famorian-drano eo am-bavahadin' i Betleema, dia noraisiny sy nentiny nankeo amin' i Davida. Kanjo tsy nety nisotro izany Davida, fa nataony fanatitra araraka ho an' ny Tompo izany, ary hoy izy: | Les trois, s' ouvrant un passage au travers du camp philistin, tirèrent de l' eau du puits qui est à la porte de |