<-
->

1Tt / 1Tan 11:5 And the inhabitants of Jebus said to David, Thou shalt not come hither. Nevertheless David took the castle of Zion, which is the city of David. Ary hoy ny mponina tao Jebosa tamin' i Davida: Tsy ho tafiditra eto ianao. Kanjo afak' i Davida ihany ny batery fiarovana, dia Ziona (Tanànan' i Davida izany). eto ianao. Kanjo afak' i Davida ihany ny batery fiarovana, dia Ziona (Tanànan' i Davida izany). Fa hoy ny mponina tao Jebosa tamin' i Davida: Tsy ho tafiditra eto hianao. Afak' i Davida ihany anefa ny trano mimandan' i Siona: izany no tanànan' i Davida. Les habitants de Jébus dirent à David : " Tu n' entreras pas ici. " Mais David s' empara de la forteresse de Sion; c' est la Cité de David.