<-
->

1Tt / 1Tan 12:17 And David went out to meet them, and answered and said unto them, If ye be come peaceably unto me to help me, mine heart shall be knit unto you: but if ye be come to betray me to mine enemies, seeing there is no wrong in mine hands, the God of our fathers look thereon, and rebuke it. Ary Davida nivoaka hitsena azy ka niteny taminy hoe: Raha fihavanana no ihavianareo atý amiko hanampy ahy, dia hikambana isika; fa raha avy hamadika ahy kosa ianareo ho azon' ny fahavaloko, nefa tsy mba nanao an-keriny ny tanako, dia Andriamanitry ny razantsika no hijery sy hamaly izany. Nivoaka hitsena azy ireo Davida sady niteny, nanao taminy hoe: Raha hevi-pihavanana no ahatongavanareo atý amiko, mba hanampy ahy, dia hitongilana aminareo ny foko hikambanantsika, fa raha hamadika sy hanolotra ahy amin' ny fahavaloko kosa, nefa tsy misy an-keriny nataon' ny tànako dia ny Andriamanitry ny razantsika no aoka hijery sy hamaly izany. Quelques Benjaminites et Judéens s' en vinrent aussi trouver David en son refuge.