<-
->

1Tt / 1Tan 14:8 And when the Philistines heard that David was anointed king over all Israel, all the Philistines went up to seek David. And David heard of it, and went out against them. Koa nony ren' ny Filistina fa efa nohosorana ho mpanjakan' ny Isiraely rehetra Davida, dia niakatra hitady azy ny Filistina rehetra. Koa raha ren' i Davida izany, dia nivoaka hiady taminy izy. Ren' ny Filistina fa hoe voahosotra ho mpanjaka amin' Israely rehetra Davida; dia niakatra hitady an' i Davida ny Filistina rehetra. Nahare izany Davida ka dia nivoaka hanoloana an' ireo izy. Lorsque les Philistins eurent appris qu' on avait oint David comme roi de tout Israël, ils montèrent tous pour s' emparer de lui. A cette nouvelle, David partit au-devant d' eux.