<-
->

1Tt / 1Tan 16:43 And all the people departed every man to his house: and David returned to bless his house. Ary dia samy nody tany an-tranony avy ny olona rehetra, ary Davida koa lasa nody mba hitso-drano ny ankohonany. Samy nody tany an-tranony avy ny vahoaka rehetra, ary Davida koa nody hitso-drano ny ankohonany. Tout le peuple s' en alla, chacun chez soi, et David s' en retourna bénir sa maisonnée.