<-
->

1Tt / 1Tan 18:17 And Benaiah the son of Jehoiada was over the Cherethites and the Pelethites; and the sons of David were chief about the king. Ary Benaia, zanak' i Joiada, no mpifehy ny miaramila mpiambina andriana; ary ny zanak' i Davida no lehibe tamin' izay nanolotra ny mpanjaka. Banaiasa zanak' i Joiadà, no lehiben' ny Kerethiana sy ny Feletiana; ary ireo zanak' i Davida no voalohan-daharana eo anilan' ny mpanjaka. Benayahu, fils de Yehoyada, commandait les Kerétiens et les Pelétiens. Les fils de David étaient les premiers aux côtés du roi.