<-
->

1Tt / 1Tan 18:2 And he smote Moab; and the Moabites became David' s servants, and brought gifts. Ary nandresy ny Moabita koa izy, ka dia tonga mpanompon' i Davida nandoa hetra ireo. Nandresy ny Moabita izy, ka tonga mpanompo manatitra hetra ho an' i Davida ny Moabita. Puis il battit Moab, les Moabites furent asservis à David et payèrent tribut.