<-
->

1Tt / 1Tan 18:3 And David smote Hadarezer king of Zobah unto Hamath, as he went to stablish his dominion by the river Euphrates. Dia resin' i Davida koa Hadarezera, mpanjakan' i Zoba akaikin' i Hamata, tamin' izy lasa nampiorina ny fanjakany teo amoron' ny ony Eofrata. Resin' i Davida koa Adarezera mpanjakan' i Sobà eny akaikin' i Hamata, tamin' izy teny an-dàlana nandeha hampiorina ny fanjakany amin' ny ony Eofrata. David battit Hadadézer, roi de Çoba, à Hamat, alors qu' il allait établir son pouvoir sur le fleuve de l' Euphrate.