<-
->

1Tt / 1Tan 18:5 And when the Syrians of Damascus came to help Hadarezer king of Zobah, David slew of the Syrians two and twenty thousand men. Ary nony tonga ny Syriana avy any Damaskosy hanampy an' i Hadarezera, mpanjakan' i Zoba, dia nahafatesan' i Davida olona roa arivo sy roa alina ny Syriana. Tonga namonjy an' i Adarezera mpanjakan' i Sobà ny Siriana avy any Damasa, fa noresen' i Davida ny roa arivo sy roa alin-dahy tamin' ny Siriana. Les Araméens de Damas vinrent au secours de Hadadézer, roi de Çoba, mais David tua aux Araméens vingt-deux mille hommes.