<-
->

1Tt / 1Tan 19:17 And it was told David; and he gathered all Israel, and passed over Jordan, and came upon them, and set the battle in array against them. So when David had put the battle in array against the Syrians, they fought with him. Ary nony nambara tamin i Davida izany, dia namory ny Isiraely rehetra izy ka lasa nita an' i Jordana, dia tonga teo aminy ka nilahatra hiady aminy. Ary nony nilahatra hiady amin' ny Syriana Davida, dia niady taminy ireo. Vao nandre izany vaovao izany Davida dia namory an' Israely rehetra ka nita an' i Jordany, nandroso hitsena azy sy nandahatra ny hamelezana azy ireo; ary nandahatra ny tafiny hiady amin' ny Siriana Davida. Izy ireo no nanomboka ny ady taminy, kanjo vaky nandositra teo anoloan' Israely ny Siriana. Cela fut rapporté à David qui rassembla tout Israël, passa le Jourdain, les atteignit et prit position près d' eux. Puis David se rangea en ordre de combat en face des Araméens, qui lui livrèrent bataille.