<-
->

1Tt / 1Tan 19:19 And when the servants of Hadarezer saw that they were put to the worse before Israel, they made peace with David, and became his servants: neither would the Syrians help the children of Ammon any more. Ary nony hitan' ireo nanoa an' i Hadarezera fa resy teo anoloan' ny Isiraely izy, dia nanao fihavanana tamin' i Davida izy ka nanompo azy; ary tsy nety nanampy ny taranak' i Amona intsony ny Syriana. Nony hitan' ireo tompomenakelin' i Adarezera fa resy eo anatrehan' Israely izy, dia nanao fanekem-pihavanana tamin' i Davida izy ireo, ka tonga mpanompony. Ary tsy nety namonjy ny taranak' i Amona intsony ny Siriana. Quand les vassaux de Hadadézer se virent battus devant Israël, ils firent la paix avec David et lui furent assujettis. Les Araméens ne voulurent plus porter secours aux Ammonites.