<-
->

1Tt / 1Tan 22:5 And David said, Solomon my son is young and tender, and the house that is to be builded for the Lord must be exceeding magnifical, of fame and of glory throughout all countries: I will therefore now make preparation for it. So David prepared abundantly before his death. Fa hoy Davida: Solomona zanako mbola zaza sady tanora fanahy, ary ny trano hatao ho an' i Jehovah dia tsy maintsy ho lehibe indrindra, mba hiely any amin' ny tany rehetra ny lazany sy ny voninahiny, koa hovononiko rahateo ny zavatra ho enti-manao azy. Ka dia nahavonona betsaka Davida, raha mbola velona izy. Hoy Davida: Salomona, zanako, mbola tanora sy malemy, ary ny trano hatao ho an' ny Tompo dia tsy maintsy ho kanto indrindra mba hahazo laza amam-boninahitra amin' ny tany rehetra, ka tiako ny mamonona zavatra ho azy. Dia nahavonona be tokoa Davida talohan' ny nahafatesany. Puis David dit : " Mon fils Salomon est jeune et faible; et cette maison qu' il doit bâtir pour Yahvé doit être magnifique, elle doit avoir renom et gloire dans tous les pays. J' en ferai pour lui les préparatifs. " Aussi David, avant de mourir, fit-il de grands préparatifs;