<-
->

1Tt / 1Tan 23:1 So when David was old and full of days, he made Solomon his son king over Israel. Ary nony efa ela niainana sy tratrantitra tsara Davida, dia Solomona zanany no nataony mpanjaka tamin' ny Isiraely. Nony efa tratra antitra sy feno andro Davida, dia Salomona zanany no natsangana ho mpanjaka tamin' Israely. Devenu vieux et rassasié de jours, David donna à son fils Salomon la royauté sur Israël.