<- -> |
[King James Bible] 1st Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 1 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Chroniques |
||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||
1Tt / 1Tan 24:30 | The sons also of |
Ary ny zanakalahin' i Mosy dia Maly sy Edera ary Jerimota. Ireo no taranaky ny Levita araka ny fianakaviany avy. | Ireo taranak' i Levì, araka ny fianakaviany avy. Izy ireo koa toraka ireo taranak' i Aarona rahalahiny, dia nanao ny filokana teo anatrehan' i Davida mpanjaka sy Sadaoka, sy Akimeleka, mbamin' ireo loham-pianakavian' ny mpisorona sy ny Levita, dia natao mitovy amin' ny zokiny ela indrindra, ny zandriny vao haingana indrindra. | Fils de |