<-
->

1Tt / 1Tan 26:32 And his brethren, men of valour, were two thousand and seven hundred chief fathers, whom king David made rulers over the Reubenites, the Gadites, and the half tribe of Manasseh, for every matter pertaining to God, and affairs of the king. sy ny rahalahiny fiton-jato amby roa arivo, samy lehilahy mahay, lohan' ny fianakaviany avy. Ary Davida nanendry ireo ho mpifehy ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky firenen' i Manase, ny amin' ny raharahan' Andriamanitra sy ny mpanjaka. mbamin' ny rahalahiny, lehilahy mahery fiton-jato amby arivo, samy loham-pianakaviana. Ary notendren' i Davida mpanjaka izy ireo hifehy ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasa-pokon' i Manase, amin' ny raharahan' Andriamanitra rehetra sy ny raharahan' ny mpanjaka. Quant aux frères de Yeriyya, deux mille sept cents guerriers chefs de familles, le roi David les nomma inspecteurs des Rubénites, des Gadites et de la demi-tribu de Manassé, en toute affaire divine et royale.