<-
->

1Tt / 1Tan 29:23 Then Solomon sat on the throne of the Lord as king instead of David his father, and prospered; and all Israel obeyed him. Ary Solomona dia nipetraka tamin' ny seza fiandrianan' i Jehovah ho mpanjaka handimby an' i Davida rainy, sady nambinina izy, ka nanaiky azy ny Isiraely rehetra. Nipetraka teo amin' ny seza fiandrianan' ny Tompo Salomona, ho mpanjaka dimbin' i Davida rainy, sady nambinina izy ary nankatoavin' Israely rehetra. Salomon s' assit sur le trône de Yahvé pour régner à la place de David son père. Il prospéra et tout Israël lui obéit.