<-
->

1Tt / 1Tan 29:24 And all the princes, and the mighty men, and all the sons likewise of king David, submitted themselves unto Solomon the king. Ary ny mpifehy rehetra sy ny lehilahy mahery ary ny zanak' i Davida rehetra koa dia samy nanaiky an' i Solomona mpanjaka. Nanoa an' i Salomona mpanjaka avokoa ny mpifehy sy ny lehilahy mahery rehetra, hatramin' ireo zanak' i Davida mpanjaka rehetra. Tous les officiers, tous les preux et même tous les fils du roi David se soumirent au roi Salomon.