<-
->

1Tt / 1Tan 5:23 And the children of the half tribe of Manasseh dwelt in the land: they increased from Bashan unto Baalhermon and Senir, and unto mount Hermon. Ary ny taranaky ny antsasaky ny firenen' i Manase dia nonina tamin' ny tany; ary nihamaro izy hatrany Basana ka hatrany Bala-hermona sy Senira ary hatramin' ny tendrombohitra Hermona. Ny taranaky ny antsasaky ny fokon' i Manase dia nonina tamin' ny tany hatrany Basana ka hatrany Baal-Hermona sy Sanira ary ny tendrombohitra Hermona; maro izy ireo. Les fils de la demi-tribu de Manassé s'établirent dans le pays entre Bashân et Baal-Hermôn, le Senir et le mont Hermon. Ils étaient nombreux.