<-
->

1Tt / 1Tan 7:2 And the sons of Tola; Uzzi, and Rephaiah, and Jeriel, and Jahmai, and Jibsam, and Shemuel, heads of their father' s house, to wit, of Tola: they were valiant men of might in their generations; whose number was in the days of David two and twenty thousand and six hundred. Ary ny zanakalahin' i Tola dia Ozy sy Refaia sy Jeriela sy Jamay sy Jibsama ary Samoela, samy lohan' ny fianakaviany avy, dia zanak' i Tola sady samy lehilahy mahery tamin' ny fokony avy ireo; enin-jato amby roa arivo sy roa alina no isany tamin' ny andron' i Davida. Zanakalahin' i Tolà: Ozia, Rafaia, Jeriela, Jemaia, Jebsema, ary Samoela, samy lohan' ny fokom-pianakaviany izay avy amin' i Tolà, lehilahy mahery, voasoratra araka ny taranany tamin' ny andron' i Davida, enin-jato sy roa arivo sy roa alina no isany. Fils de Tola : Uzzi, Rephaya, Yeriel, Yahmaï, Yibsam, Shemuel, chefs des familles de Tola. Celles-ci comptaient, au temps de David, 22600 preux valeureux, groupés selon leur parenté.