<-
->

2Tt / 2Tan 2:2 And Solomon told out threescore and ten thousand men to bear burdens, and fourscore thousand to hew in the mountain, and three thousand and six hundred to oversee them. Ary Solomona naniraka hankany amin' i Hirama, mpanjakan' i Tyro, hanao hoe: Tahaka ny nataonao tamin' i Davida raiko, raha nampanatitra hazo sedera ho azy hanaovany trano hitoerany ianao, Naniraka tany amin' i Hirama mpanjakan' i Tira Salomona, hilaza hoe: Ataovy amiko ny nataonao tamin' i Davida raiko, izay nampanateranao sedera hanaovany trano hipetrahany. Puis Salomon envoya ce message à Huram, roi de Tyr : " Agis comme tu l' as fait envers mon père David en lui envoyant des cèdres pour se bâtir une maison où il résiderait.