<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 2:6 | But who is able to build him an house, seeing the heaven and heaven of heavens cannot contain him? who am I then, that I should build him an house, save only to burn sacrifice before him? | Koa aniraho olon-kendry aho hiasa volamena sy volafotsy sy varahina sy vy sy volomparasy sy jaky ary manga, ary izay mahay misokitra manao sarin-javatra mba hiara-manao amin' ny olo-mahay zavatra izay atý amiko atý Joda sy Jerosalema, izay efa nomanin' i Davida raiko. | Koa ankehitriny aho aniraho lehilahy anankiray miasa volamena amam-bolafotsy, sy varahina amam-by, jaky mena, lamba mena antitra sy jaky ary mahay sarin-javatra sokirina, hiara-miasa amin' ireo olo-mahay zavatra izay atý amiko atý Jodà sy Jerosalema, efa nomanin' i Davida raiko. | Envoie-moi maintenant un homme habile à travailler l' or, l' argent, le bronze, le fer, l'écarlate, le cramoisi et la pourpre violette, et connaissant l' art de la gravure; il travaillera avec les artisans qui sont près de moi dans |