<-
->

2Tt / 2Tan 21:1 Now Jehoshaphat slept with his fathers, and was buried with his fathers in the city of David. And Jehoram his son reigned in his stead. Ary Josafata lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina tao amin' ny razany tao an-Tanànan' i Davida izy; ary Jehorama zanany no nanjaka nandimby azy. Nodimandry any amin' ny razany Josafata, dia nalevina tao amin' ny razany, ao an-tanànan' i Davida, ary Jorama zanany nanjaka nandimby azy. Josaphat se coucha avec ses pères et on l' enterra avec eux dans la Cité de David; son fils Joram régna à sa place.