<-
->

2Tt / 2Tan 21:7 Howbeit the Lord would not destroy the house of David, because of the covenant that he had made with David, and as he promised to give a light to him and to his sons for ever. Nefa Jehovah tsy nety nandringana ny taranak' i Davida noho ny fanekena nataony tamin' i Davida sy ny nilazany fa homeny jiro mandrakizay izy mbamin' ny taranany. Tsy tian' ny Tompo anefa ny handringana ny taranak' i Davida noho ny fanekena nataony tamin' i Davida sy noho ny teny nataony taminy fa hanome jiro azy mbamin' ny taranany mandrakariva. Cependant Yahvé ne voulut pas détruire la maison de David à cause de l' alliance qu' il avait conclue avec lui et selon la promesse qu' il lui avait faite de lui laisser toujours une lampe ainsi qu'à ses fils.