<-
->

2Tt / 2Tan 27:9 And Jotham slept with his fathers, and they buried him in the city of David: and Ahaz his son reigned in his stead. Ary Jotama lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina tany an-Tanànan' i Davida izy; ary Ahaza zanany no nanjaka nandimby azy. Dia nodimandry any amin' ny razany Joatama, ka nalevina tao an-tanànan' i Davida. Ary Akaza zanany no nanjaka nandimby azy. Puis Yotam se coucha avec ses pères, on l' enterra dans la Cité de David, et son fils Achaz devint roi à sa place.