<-
->

2Tt / 2Tan 34:18 Then Shaphan the scribe told the king, saying, Hilkiah the priest hath given me a book. And Shaphan read it before the king. Ary Safana mpanoratra nilaza koa tamin' ny mpanjaka hoe: Misy boky nomen' i Hilkia mpisorona ahy. Dia novakin' i Safana teo anatrehan' ny mpanjaka ny boky. Misy boky nomen' i Helkiasa mpisorona ahy; sady namaky teo amin' ny boky teo anatrehan' ny mpanjaka izy. Puis le secrétaire Shaphân annonça au roi : " Le prêtre Hilqiyyahu m' a donné un livre "; et Shaphân y fit une lecture devant le roi.