<-
->

2Tt / 2Tan 34:9 And when they came to Hilkiah the high priest, they delivered the money that was brought into the house of God, which the Levites that kept the doors had gathered of the hand of Manasseh and Ephraim, and of all the remnant of Israel, and of all Judah and Benjamin; and they returned to Jerusalem. Ary rehefa tonga teo amin' i Hilkia mpisoronabe izy, dia natolony ny vola izay nampidirina tao an-tranon' Andriamanitra, izay efa nangonin' ny Levita, mpiandry varavarana, tamin' ny Manase sy ny Efraima sy ny sisa rehetra tamin' ny Isiraely, ary tamin' ny Joda sy ny Benjamina rehetra sy ny mponina tany Jerosalema. Nankao amin' i Helkiasa mpisorona lehibe ireo, nanolotra ny vola naterina tao an-tranon' Andriamanitra, nangonin' ireo Levita mpiandry varavarana avy tamin' i Manase sy Efraima, mbamin' Israely rehetra sy Jodà rehetra ary Benjamina sy ny mponina ao Jerosalema. Ils allèrent remettre à Hilqiyyahu, le grand prêtre, l' argent qui avait été apporté au Temple de Dieu et que les lévites gardiens du seuil avaient recueilli : l' argent provenait de Manassé, d'Éphraïm, de tout le reste d' Israël, ainsi que de tous les Judéens et Benjaminites qui habitaient Jérusalem.