<-
->

2Tt / 2Tan 35:8 And his princes gave willingly unto the people, to the priests, and to the Levites: Hilkiah and Zechariah and Jehiel, rulers of the house of God, gave unto the priests for the passover offerings two thousand and six hundred small cattle and three hundred oxen. Ary ny mpanapaka nanome an-tsitrapo ho an' ny olona sy ho an' ny mpisorona sy ny Levita. Ary Hilkia sy Zakaria sy Jehiela, mpanapaka ny tranon' Andriamanitra, nanome ondry aman' osy enin-jato amby roa arivo ho an' ny mpisorona hatao Paska ary omby telon-jato. Ny lehibe nanolotra fanomezana an-tsitra-po ho an' ny vahoaka sy ny mpisorona ary ny Levita. Helkiasa, Zakariasa ary Jahiela, filohany ao an-tranon' ny Tompo nanome zanak' ondry enin-jato sy roa arivo sy omby telon-jato, ho an' ny mpisorona, hanaovana ny Paka. Ses officiers firent aussi un prélèvement en offrande volontaire pour le peuple, pour les prêtres et les lévites. Hilqiyyahu, Zekaryahu et Yehiel, chefs du Temple de Dieu, donnèrent aux prêtres, en victimes pascales, deux mille six cents têtes de petit bétail et trois cents boeufs.