<-
->

2Tt / 2Tan 6:16 Now therefore, O Lord God of Israel, keep with thy servant David my father that which thou hast promised him, saying, There shall not fail thee a man in my sight to sit upon the throne of Israel; yet so that thy children take heed to their way to walk in my law, as thou hast walked before me. Koa tanteraho amin' i Davida raiko mpanomponao, Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely ô, ilay nolazainao taminy hoe: Tsy ho diso zanakalahy eo anatrehako ianao hipetraka amin' ny seza fiandrianan' ny Isiraely, raha ny zanakao mitandrina ny alehany ka mankatò ny lalàko tahaka ny nandehananao teo anatrehako. Andriamanitry ny Isiraely ô, ilay nolazainao taminy hoe: Tsy ho diso zanakalahy eo anatrehako ianao hipetraka amin' ny seza fiandrianan' ny Isiraely, raha ny zanakao mitandrina ny alehany ka mankatò ny lalàko tahaka ny nandehananao teo anatrehako. Ary ankehitriny, ry Iaveh Andriamanitr' Israely ô, tanteraho noho ny fitiavanao an' i Davida mpanomponao raiko, ny teny nataonao taminy hoe: Tsy ho lany taranaka eo anatrehako hianao, fa hisy hipetraka eo amin' ny seza fiandrianan' Israely mandrakariva, raha tany ny taranakao mitandrina ny làlana alehany ka mizotra amin' ny làlako toy ny fandehananao eo anatrehako. Et maintenant, Yahvé, Dieu d' Israël, tiens à ton serviteur David, mon père, la promesse que tu lui as faite, quand tu as dit : "Tu ne seras jamais dépourvu d' un descendant qui soit devant moi, assis sur le trône d' Israël, à condition que tes fils veillent à leur conduite et suivent ma loi comme toi-même tu as marché devant moi. "