<-
->

2Tt / 2Tan 7:10 And on the three and twentieth day of the seventh month he sent the people away into their tents, glad and merry in heart for the goodness that the Lord had shewed unto David, and to Solomon, and to Israel his people. Ary nony tamin' ny andro fahatelo amby roa-polo tamin' ny volana fahafito dia nampodiny ho Eny an-dainy avy ny olona, ary faly sy ravoravo izy noho ny soa nataon' i Jehovah tamin' i Davida sy Solomona ary ny Isiraely olony. Ary tamin' ny andro fahatelo amby roapolon' ny volana fahafito, dia nampodin' i Salomona ho any an-dainy avy ny vahoaka; samy faly sy ravoravo avokoa, noho ny soa nataon' ny Tompo tamin' i Davida, tamin' i Salomona ary tamin' Israely vahoakany. Le vingt-troisième jour du septième mois, Salomon renvoya le peuple chacun chez soi, joyeux et le coeur content du bien que Yahvé avait fait à David, à Salomon et à son peuple Israël.