<-
->

2Tt / 2Tan 8:14 And he appointed, according to the order of David his father, the courses of the priests to their service, and the Levites to their charges, to praise and minister before the priests, as the duty of every day required: the porters also by their courses at every gate: for so had David the man of God commanded. Ary notendreny koa ny antokon' ny mpisorona araka ny nandaharan' i Davida rainy azy ho amin' ny fanompoany avy ary ny Levita ho amin' ny anjara-raharahany koa, dia ny hidera sy hanao fanompoam-pivavahana eo anoloan' ny mpisorona araka ny raharaha fanao isan' andro, ary ny mpiandry varavarana araka ny antokony amin' ny isam-bavahady; fa izany no nandidian' i Davida lehilahin' Andriamanitra, azy. Notendreny, araka ny nandaharan' i Davida rainy azy, ny antokon' ny mpisorona ho amin' ny fanompoany, sy ny Levita ho amin' ny anjara raharahany, hankalaza an' ny Tompo sy hanao fanompoana eo anoloan' ny mpisorona, araka ny fandaharana ny andro isany, ary ny mpiandry varavaravana ho an' ny isam-baravarana, araka ny antokony avy, fa toy izany no nandaharan' i Davida, olon' Andriamanitra, azy. il établit, selon la règle de David son père, les classes des prêtres dans leur service, les lévites dans leur fonction pour louer et officier près des prêtres selon le rituel quotidien, et les portiers, selon leur classe respective, à chaque porte, car tels avaient été les ordres de David, homme de Dieu.