<- -> |
[King James Bible] Book of Esther |
[Baiboly 1865] Estera |
[Baiboly Katolika] Estera |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esther |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Est 10:3 | For |
Fa Mordekay Jiosy no nanarakaraka an' i Ahasoerosy mpanjaka sady nalaza tamin' ny Jiosy ka nankasitrahan' ny rahalahiny maro, satria nitady hihasoa ny fireneny izy sady nilaza fiadanana tamin' ny olona rehetra iray firazanana aminy. | Fa ny Jody Mardokea dia filohan' ny mpandraharahan' i Asoerosa mpanjaka, malaza teo amin' ny Jody, mamin' ny rahalahiny be dia be, nitady izay hahasoa ny fireneny, ary niteny ny amin' izay hahasambatra ny iray razana aminy rehetra. (Tapitra eo ny boky amin' ny teny hebrio. Tapatapany fanampy hita amin' ny dikan' ny Soratra Masina amin' ny teny Greka) | l La quatrième année du règne de |