<-
->

Eks 1:17 But the midwives feared God, and did not as the king of Egypt commanded them, but saved the men children alive. Nefa natahotra an' Andriamanitra ny mpampivelona ka tsy nanao araka izay nolazain' ny mpanjakan' i Egypta taminy, fa novelominy ihany ny zazalahy. Natahotra an' Andriamanitra anefa ireo mpampivelona, ka tsy narahiny ny tenin' ny mpanjakan' i Ejipta, fa navelany ho velona ihany ny zazalahy. Mais les accoucheuses craignirent Dieu, elles ne firent pas ce que leur avait dit le roi d'Égypte et laissèrent vivre les garçons.