<-
->

Eks 13:11 And it shall be when the Lord shall bring thee into the land of the Canaanites, as he sware unto thee and to thy fathers, and shall give it thee, Ary raha hitondra anao Jehovah ho any amin' ny tanin' ny Kananita araka izay nianianany taminao sy ny razanao, ka homeny anao izany, Raha avy izay hahatafidiran' ny Tompo anao any amin' ny tanin' ny Kananeana, araka ny efa nianianany taminao sy tamin' ny razanao, ka ho efa voatolony anao tokoa izany, " Quand Yahvé t' aura fait entrer dans le pays des Cananéens, comme il te l' a juré ainsi qu'à tes pères, et qu' il te l' aura donné,