<-
->

Eks 13:3 And Moses said unto the people, Remember this day, in which ye came out from Egypt, out of the house of bondage; for by strength of hand the Lord brought you out from this place: there shall no leavened bread be eaten. Dia hoy Mosesy tamin' ny olona: Tsarovy izao andro izao, izay nivoahanareo avy tany Egypta, tamin' ny trano nahandevozana, fa tamin' ny tanana mahery no nitondran' i Jehovah anareo nivoaka avy tany; koa aza misy mihinana izay misy masirasira. Dia hoy Moizy tamin' ny vahoaka: Tsarovinareo ny andro nivoahanareo tany Ejipta, tamin' ny trano fanandevozana, fa tamin' ny herin' ny tànany no namoahan' ny Tompo anareo tany. Tsy hatao mihina-mofo misy lalivay. Moïse dit au peuple : " Souvenez-vous de ce jour, celui où vous êtes sortis d'Égypte, de la maison de servitude, car c' est par la force de sa main que Yahvé vous en a fait sortir, et l' on ne mangera pas de pain levé.