<-
->

Eks 14:25 And took off their chariot wheels, that they drave them heavily: so that the Egyptians said, Let us flee from the face of Israel; for the Lord fighteth for them against the Egyptians. Ary nanala ny kodian' ny kalesiny Izy ka nampahasarotra ny nandehanany, dia hoy ny Egyptiana: Aoka handositra ny tavan' ny Isiraely isika, fa Jehovah no miady amin' ny Egyptiana ho an' ireo. Ary hoy ny Ejipsiana tamin' izay: Andeha handositra eo anoloan' Israely isika, fa Iaveh no miady ho azy, mamely ny Ejipsiana. Il enraya les roues de leurs chars qui n' avançaient plus qu'à grand-peine. Les Égyptiens dirent : " Fuyons devant Israël car Yahvé combat avec eux contre les Égyptiens !"