<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 14:8 | And the |
Ary Jehovah nanamafy ny fon' i Farao, mpanjakan' i Egypta, dia nanenjika ny Zanak' Isiraely izy, na dia tamin' ny tanana avo aza no nivoahany. | Nohamafisin' ny Tompo ny fon' i Faraona, mpanjakan' i Ejipta, ka nanenjika ny zanak' Israely Faraona, ary tamin' ny tànana voasandratra no nivoahan' ny zanak' Israely. |