<-
->

Eks 15:16 Fear and dread shall fall upon them; by the greatness of thine arm they shall be as still as a stone; till thy people pass over, O Lord, till the people pass over, which thou hast purchased. Mahazo azy ny tahotra sy ny hovitra; Noho ny halehiben' ny sandrinao dia mangina tahaka ny vato izy. mandra-pandalon' ny olonao, Jehovah ô, mandra-pandalon' ny olona izay navotanao. Ho resin-tahotra sy zoim-pahoriana izy ireo. Noho ny herin-tsandrinao, hanjary toa vato tsy mahahetsika izy ireo. Mandra-pandalon' ny vahoakanao, ry Tompo o, Mandra-pandalon' ny vahoaka izay navotanao. Sur eux s' abattent terreur et crainte, la puissance de ton bras les laisse pétrifiés, tant que passe ton peuple, Yahvé, tant que passe ce peuple que tu t' es acheté.