<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 16:3 | And the children of |
ka nanao taminy hoe: Inay anie izahay mba matin' ny tànan' i Jehovah tany amin' ny tany Egypta, raha nipetraka teo anilan' ny fahandroan-kena ka nihinan-kanina ho voky; fa nitondra anay nivoaka ho atý an-efitra ianareo hahafaty mosary izao fiangonana rehetra izao. | Hoy ny zanak' Israely tamin' izy ireo hoe: Inay anie izahay mba matin' ny tànan' ny Tompo tany an-tany Ejipta, raha ilay nipetraka teo anelanelan' ny vilany feno hena sy nihinana mofo mandra-pahavoky iny izahay; fa izao kosa nentinareo aty an' efitra izahay mba hahafaty mosary izao vahoaka be izao. | Les |