<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 18:8 | And |
Ary nambaran' i Mosesy tamin' ny rafozany izay rehetra efa nataon' i Jehovah tamin' i Farao sy tamin' ny Egyptiana noho ny amin' ny Isiraely, mbamin' ny fahoriana rehetra nanjo azy teny an-dalana, sy ny namonjen' i Jehovah azy. | Notantarain' i Moizy tamin' ny rafozany avokoa ny nataon' ny Tompo tamin' i Faraona sy ny Ejipsiana, noho ny amin' Israely; ny fahoriana rehetra nanjò azy teny an-dàlana, ary ny namonjen' ny Tompo azy. |