<-
->

Eks 19:7 And Moses came and called for the elders of the people, and laid before their faces all these words which the Lord commanded him. Dia nandeha Mosesy ka nampaka ny loholon' ny vahoaka, dia nalahany teo anatrehany ireo teny rehetra ireo, izay nandidian' i Jehovah azy. Tonga Moizy dia niantso ny loholon' ny vahoaka; noborahiny teo anatrehan' izy ireo avokoa ireo teny ireo, araka ny nandidian' ny Tompo azy. Moïse alla et convoqua les anciens du peuple et leur exposa tout ce que Yahvé lui avait ordonné,