<-
->

Eks 19:9 And the Lord said unto Moses, Lo, I come unto thee in a thick cloud, that the people may hear when I speak with thee, and believe thee for ever. And Moses told the words of the people unto the Lord. Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Indro Aho mankeo aminao ao anatin' ny rahona maizina, mba ho ren' ny olona raha miteny aminao Aho, ka dia hino anao mandrakariva izy. Dia nambaran' i Mosesy tamin' i Jehovah ny tenin' ny olona. ka hoy Iaveh tamin' i Moizy: Indro fa hankeo aminao ao anatin' ny rahona matevina aho, mba ho ren' ny olona rahefa miteny aminao aho, dia hinoany anao mandrakariva koa. Ary nolazain' i Moizy tamin' ny Tompo ny tenin' ny vahoaka. Yahvé dit à Moïse : " Je vais venir à toi dans l'épaisseur de la nuée, afin que le peuple entende quand je parlerai avec toi et croie en toi pour toujours. " Et Moïse rapporta à Yahvé les paroles du peuple.