<-
->

Eks 28:29 And Aaron shall bear the names of the children of Israel in the breastplate of judgment upon his heart, when he goeth in unto the holy place, for a memorial before the Lord continually. Ary Arona hitondra ny anaran' ny Zanak' Isiraely eo amin' ny saron-tratra fitsarana manolotra ny fony, raha miditra amin' ny fitoerana masina izy, mba ho fahatsiarovana mandrakariva eo anatrehan' i Jehovah. Amin' izay Aarona, rahefa miditra ny fitoerana masina dia hitondra ny anaran' ny zanak' Israely, manolotra ny fony, amin' ny saron-tratra fitsarana, ho fahatsiarovana mandrakizay, eo anatrehan' ny Tompo. Ainsi Aaron portera les noms des Israélites sur le pectoral du jugement, sur son coeur, quand il entrera dans le sanctuaire, comme mémorial devant Yahvé, toujours.