<-
->

Eks 31:13 Speak thou also unto the children of Israel, saying, Verily my sabbaths ye shall keep: for it is a sign between me and you throughout your generations; that ye may know that I am the Lord that doth sanctify you. Ary dia milaza amin' ny Zanak' Isiraely ianao hoe: Ny Sabatako no tandremo; fa famantarana ho amiko, sy ho aminareo hatramin' ny taranakareo fara mandimby izany, mba ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Izay manamasina anareo. Mitenena amin' ny zanak' Israely ka lazao amin' izy ireo hoe: Aza disoina ny fitandremana ny sabatako fa ho ahy sy hianareo dia io no famantarana amin' ny taranakareo rehetra hahafantaranareo fa izaho Iaveh no nanamasina anareo. " Toi, parle aux Israélites et dis-leur : vous garderez bien mes sabbats, car c' est un signe entre moi et vous pour vos générations, afin qu' on sache que je suis Yahvé, celui qui vous sanctifie.