<-
->

Eks 31:17 It is a sign between me and the children of Israel for ever: for in six days the Lord made heaven and earth, and on the seventh day he rested, and was refreshed. Ho famantarana amiko sy amin' ny Zanak' Isiraely mandrakizay izany; fa tamin' ny henemana no nanaovan' i Jehovah ny lanitra sy ny tany, ary tamin' ny andro fahafito dia nitsahatra Izy ka niala sasatra. Ho famantarana mandrakizay ho ahy sy ny zanak' Israely izany, satria ny andro enina no nanaovan' ny Tompo ny lanitra sy ny tany fa ny andro fahafito nitsaharany sy nialany sasatra. Entre moi et les Israélites c' est un signe à perpétuité, car en six jours Yahvé a fait les cieux et la terre, mais le septième jour il a chômé et repris haleine.